TOVO_HOLY_TOAVINA IRINA_TENDRY ANDRAINA_MIAMINA ARIELA TEFISOA

 TOVO_HOLY_TOAVINA IRINA_TENDRY ANDRAINA_MIAMINA ARIELA TEFISOA

ANTONY KRIZY 2009

INON AVY IREO ANTONY KRIZY 2009


:b1: Ny antony krizy 2009 dia ny hadalan'ny vahoaka malagasy, isika malagasy izany dia tsy ho tafarina mihitsy e, tena zavadoza ary nandetika ny firenena afrikanina maro mihitsy ny fahaleovantena.

Ny zavatra hitranga @ ity 2010 ity
Ity taona ity di taona mbola hahitana ny fahatezeran'i Jehovah. Ny endriky ny fahatezeran'i Jehovah dia hita @ endriky ny :

1. Mosary
2. Sabatra na rà latsaka
3. areti-mandringana
4. hain-tany na tondra-drano

* Ny areti-mandringana moa dia iny efa nitranga ny taona 2009 (gripe H1N1) ny ambiny Jehovah ihany no mahafantatra.

* Ny anton'ny fahatezeran'i Jehovah dia noho ny fanompoan-tsampy misy eto @ firenena . Misy ireo izay mankany @ doany, na mpanao fahitana, misy ireo miankohoka amin'ny sary sikotra na hazo io na vato , misy ireo mikambana any anatin'ireny antsoina hoe société secrète ireny : toy ny Franc maçon , ny rose croix, magicien ary ny loza dia misy kristiana @ izy ireny.
**************************************************************
Nahita io lahatsoratra io aho de manontany tena oe, fa mpaminany angaha ny olona nanoratra ity, sa kosa mpaminany sandoka
Vous ne disposez pas des permissions nécessaires pour répondre à un sujet de la catégorie FIRENENA 2009.

Inscrivez-vous au blog

Soyez prévenu par email des prochaines mises à jour

Rejoignez les 8 autres membres