TOVO_HOLY_TOAVINA IRINA_TENDRY ANDRAINA_MIAMINA ARIELA TEFISOA

 TOVO_HOLY_TOAVINA IRINA_TENDRY ANDRAINA_MIAMINA ARIELA TEFISOA

RAJOELINA ANDRY NIRINA

FALY MIARAHABA ANTSIKA REHETRA izay mamaky ity sujet ity indrindra fa ianareo mpanao pôlitika gasy. Mivoatra tokotra ny toe-draharaham-pirenena ankehitriny.Tamin'ny alarobia faha 12 Mai 2010 dia nanao fanambarana A/toa Andry Rajoelina fa tsy hilatsaka ho fidiana filoham-pirenena amin'ny fifidianana ho avy izao.Tena fitiavany ny tanindrazana ve no nanosika azy hanao izany , raha izay no marina dia mivavaka ary maniry ny hitehirizan'i JEHOVAH azy , fa raha toa kosa tetika entina hamerenana ity firenena ity ho zanahan'ny Frantsay indray dia JEHOVAH no angatahiko hampahita azy ny heriny ka ho tonga fangidiana ho azy sy ny taranany mandimby mandimby.AMENA !!!!AMENA eto ny feo mahakasika io



14/05/2010
0 Poster un commentaire

A découvrir aussi


Inscrivez-vous au blog

Soyez prévenu par email des prochaines mises à jour

Rejoignez les 8 autres membres