TOVO_HOLY_TOAVINA IRINA_TENDRY ANDRAINA_MIAMINA ARIELA TEFISOA

 TOVO_HOLY_TOAVINA IRINA_TENDRY ANDRAINA_MIAMINA ARIELA TEFISOA

Ny fifadian-kanina

NY FIDADIAN-KANINA afohezina @ FDK (fampianarana alarobia hariva)

31/10/2012

Isa 58/1-5

Teny fampidirana

Misy ny olona mivavaka @ satana, misy ny eglise satanique, indrindra aty atsimon’I Afrika,

Nanapa-kevitra izy ireo fa hanao fifdin-kanina mandritra ny 40 andro ka :

-Nangataka t@ satana izy mba ho ravana ny tokatranon’ny mpitondra fivavahana kristiana

Nitondra vokatra be dia be taty Afrika izany ka:

Ny sasanynanam-bady 2
Ny sasany mivady ihany fa tsy misy fitiavana fa noho ny fanompoana fotsiny dia miaritra
Ny sasany tena nisaraka mihintsy, sns

Ny zanaky ny mpitondra fivavahana moa dia lasa jiolahy sy jiovavy ny sasany

Misy fiantraikany ngezabe eo @ fiangonana kristiana izany.

Mampahatsiaro izany tranga izany fa misy ny herim-panahy mahery vaika ao anatin’ny olona izay
miandry fanafahana (liberation) ka ny FDK no fitaovana @zany

Rehefa afaka ny fanahy dia afaka mifandray mivantana @ fanahy avy any ambony, fanahy efa libérer

Element anak1 ao aanty FDK ny vavaka

Samihafa ny vavaka sy ny FDK

Tena misy fanahy alefan’ny devoly mihintsy ka rehefa ao @ satana no manao FDK dia velomin’ny
fifandraisana @fanahy ratsy

Rehefa ao @ Jesoa Kristy kosa dia libéren’Aa ny Fanahy Masina hamelona ny fanahy ka lasa
matanjaka

Araka ny Daniela 10/1-3:

Tao anaty FDK no nahitan’I Daniela an’io fahitana io, misyherim-panahy (puissance spirituelle)
ngezabe mila hafahana ao anatitsika, hery izay voagejan’ny nofo. Mihaona eto ny fanahin’I Daniela sy
Jehovah.

Araka ny experience dia mifandanja tsara @ FDK izay atao ny herim-panahy (arakaraka ny faharetany
ny herim-panahy azo avy eo)

Gen 3/6-7/ tsy azo adinina fa ny filan-kanina diso no nampiditra ny ota teto an-tany

Tsy ny hanina no ratsy failay filàna diso t@ fanoherana an’Andriamanitra, sady fanarahana ny sos-
kevitry ny devoly, efa toy izany ny olona@zao

Manimba ny fiainam-panahy ny hanina (filàn-diso)

Araka ny 1Tes5/23, ny olona dia fanahy, aina,tena (esprit-âme-corps)

Tena = vatana: tempolin’Aa,sarobidy @ Aa

Nofo = olonaandevon’ny ota

Sakafon’ny vatana izany no tena izy fa tsy sakafon’ny nofo

Ny ota no sakafon’ny nofo,

Samy tsy maintsy omen any sakafo sahaza azy avy ny fanahy-aina-tenna équilibré na mifandanja

Ao anatin’ FDK dia manome vahana ny fanahy fa mampandefitra kosa ny aina sy ny tena indrindra tsy
manome anjara ho an’ny nofo.

INONA NY FDK?

1) Mifady an-kahalalahana, an-tsitra-po ny tsy iahinan-kanina mandritra ny fotoana voafetra.

Misy karazna FDK maromaro:

-Jeûne absolue na FDK, tsy mandray na inona na inona mihints (tahaka an’I Mosesy), tsy
misotro rano, tsy mihinan-kanina
Jeûne complet ou total, FDK feno, tsy mihinana, tsy misotro afa-tsy rano, FDK nataon’I Jesoa
nandritra ny 40 andro araka Marka 4/1-2 : “noho ny afaka izany dia noanaIzy, fa tsy voalaza
oe nangetaheta Izy, nisotro rano izany I Jeso. Ny rano dia natao itsinjovana ny vatana.

-Ny FDK maximum hita dia 40 andro, hatreo angamba ny limiten olombelona.

- Jeûne parteille: FDK ampahiny:
a) misakafo in1 isan’andro, tahaka ny ataon’ny silamo @ Ramadan, fa rehefa mihinana kosa tsy
ampitomboina 3 ny sakafoho hanina fa izay sahaza ihany, tahaka ny anjara tokony hohanina
rehefa mihinana normal ihany no hohanina, izany oe ts zavatra betsaka avy hatrany mba tsy
hanimba an’ilay toe-panahy.
b) Tsy mihinan-kanina fa misotro ranom-boankazo fotsiny na ronono fanampin’ilay rano,

But: tsy hamphatanjaka miompampana ilay vatana

c) Tsy mihinana hanim-py (hena, divay, ….) toa an’I Daniela Dan10/3

Faharetany: ianao sy ny Tompo ihany no miresaka: 1 katr@ 40 andro

Fiapikany (fréquence) Lio18/12, ohatra eto 2 fois par semaine

2) Tsy hoe tsy mihinan-kanina fotsiny fa tena fifantohana feno ao @ Tompo sy ny momba Azy
rehetra.

Manome vahana ny fanahy kamora azonao ny sitrapon’Aa

3) Fisaonana satria Mat9/14-15 ny tsy maha-eo an’I JK

-4)Lasa JK
Lasa mondain ny fiangonana: idiran’izoa tontolo izao
Very ny olona maro mila mazava
Feno fahalemena ny kristiana namatsika
Misy absence eo, tsy eo ilay sakaiza
Antsoantson’ny fo makany @ Aa mba hihetsehan’ny tanany ankavanana ‘mba i-intervenir
Izy)

Ohatra: Josoa nihazona ny masoandro rehefa tena manolo-tena ny zanany, tena m se consacrer@ Aa
dia manaiky Izy hanova ny decision-ny.

ANTONY?

Isa 58/4
Ny mba handrenesana ny feonao any @ Avo indrindra
Fisaonana Mat9/14-15 ny tsy maha-eo an’ilay Mpampiakatra ary indrindra maniry ny
fiavianay haingana.

07/11/2012
FIDADIAN-KANINA afohezina @ FDK

@ fanahy – aina - tena dia ny fanahy no matanjaka indrindra satria izy ihany no avy
@Andriamamanitra

Ny tena dia avy @ tany

Ny aina dia vokatry ny fihaonan’ny fanahy @ tena

Tsy ny aina na ny tena no nitondra ny olona tao @ saha edena fa ny fanahy

Ny fanahy no ambony indrindra ka mibaiko, ny aina kosa mibaiko ny tena

Rehefa tafiditra ny ota dia lasa natanjaka ny aina, izay mampahatanjaka ny tena koa ka tsy ny fanahy
intsony no mitondtra.

Vokany : mikorotana ilay lamina napetrak’Andriamanitra ka ny famonjena no famerenana@ laoniny
indray ny lamina teo aloha @ alalan’ny fandraisana an’I Jesoa Kristy (fanahy masina)

Mila fanapaha-kevitra sy fiambenana io.

Ilaina ny FDK hampanetry ny aina sy ny tena mba hitarika sy hanjaka ny fanahy.

Rehefa mitarika ny fanahy dia tafiditra eo anatrehan’Andriamanitra isika, any @ Avo indrindra Isa 58/
4, Heb 10/19-22, any @ fitoerana masina. Rehefa mitarika ny fanahy dia heno any @ Avo indrindra
ny feo, ao anatin’ny fanahy no misy an’Andriamanitra

@ FDK dia lasa mihetry ny tena : Lev16/29, 23/27; Sal35/13,109/24; 2Kor9/27

Rehefa mihetry izy dia tsy manan-kery hanohitra ny fanfahy, mila fehezina, andevozina ny tena
hampanetrena ny aina:

Ny saina Mat16/24, 16/22: tsy misaina izay an’Andriamanitra

Isaky ny mieritreritra ny an’ny olona fa tsy ny an’Andriamanitra dia fantaro ilay fanahy mampiteny
anao.

Ny fo : Lio14/26, Matio10/37 (mankahala =tia mihoatra eto)
Ny safidy : Mat 26/39; Jao 5/30 sy 6/38, tsy hanao ny sitrapokofa ny an’Andriamanitra hoy JK

NY ATAO AO @ FDK

MITOVY IHANY @ ATAO AO @ FITOETRA na culte personnelle (lesona teo aloha mbola ho zaraina
@tsika raha sitrapon’Andriamanitra) fa aparitaka @ fotoana lavabe :

Mivavaka
Mamaky tenin’Andriamanitra
Manao interssession: mangataka ho an’ny hafa, ho an’ny firenena, etc
Manafika, manohitra ny fahavalo,

Ianao no manafika, mila ady @ devoly raha te hitombo fa tsy miandry attakeny

Mitolona @ Andriamanitra Gen32/23-32
FIOMANANA (tsy tenin’Andriamanitra ireto fa selon les experiences)
Fiomanana pratique
Ataovy izay ahatonga anao ho voky calcium mialoha ny FDK
Jereo ny toetry ny fahasalamana @ ankapobeny (ndrao misy olana ka lasa manila-baraka
an’Andriamanitra toy ilay rafotsybe nanao FDK niseho gazety oe nahiditra hopitaly)
- 3 andro mialoha ny FDK tsy mihinan-kena fa legioma sy voankazo fotsiny
- Vitaina alohan’ny FDK ny fanatanjaha-tena rehetra
- Jereo mialoha ny toerana
Ø Fiomanana ara-panahy
- Faritana tsar any antony hanaovana FDK indrindra raha fohy
- Mametraha fifandraisana (type de relation) @ Andriamanitra, relation ny Ray @ zanaka,
Tompo sy mpanompo, kapiteny sy miaramila

(Loharanom-panahy : baiboly, boky kristiana, mihaino “Misia mazava”, etc )

Ady ara-panahy atao @ satana

Inona ny tokony hataonao hanorenana ny fanjakan’Andriamanitra eto ambonin’ny tany?

Ohatra : manao misionera “Misia mazava”,

2) FANATANTERAHANA

Ohatra : FDK absolue mandritra ny 24 ora @ 6 maraina ka hatr@ 6 ny ampitso

Mifady tori-maso

1Kor7/5 : tsymiara-matory ny mpivady mandritra ny FDK

Atao aloha ny 24 ora, atao avy eon y 48 ora, otrizay hatrany

Ny FDK dia tsy manakana hanao ny fanao an-davan’andro (mianatra, miasa, miantsena, manary
fako, sns ihany na mifady hanina aza)

NY FIFADIAN-KANINA , 3ème séance

Lio 4/1-15

Ny antony nanaovan’I Jesoa FDK

Misy zavatra tsy maintsy andalovan’I Jesoa ka mialohan’ny hidirany @ fanompoana (ministera)

1) Tsy maintsy natao batisa t@rano JK Lio3/21 : fangalana ao anatin’ny fahafenoany ny endriky
ny maha-olona
2) Mat3/16 : nomena ny herin’ny Fanahy Masina t@ fomba hita maso (efa feno ny fanahy
masina hatrany ambohoka JK)
3) Tsy maintsy nifady hanina 40 andro (FDK complet tsy nihinan-kanina fa nisotro rano)

Nataon’I JK ho laharam-pahamehana (priorité teo @ fanomponay ny FDK ( fa tsy nitori-teny sns
aloha)

Antony :

Ø Ny fifandraisan’I JK @ Ray Hebreo5/7-9 : mila atao tomombana tsara (Ray-Zanaka),

Nandray ny tenan’ny maha-nofo aman-drà I JK

Tsy maintsy nianatra fanarahana I JK satri ilay nofo tsy manaiky ny sitrapon’Aa

Ao @ FDK misy fahoriana

Ho fianarana ho an’izay hino Azy : Heb 2/14-18, Heb4/15
Hanao tahaka an’I JK
Mahavonjy IZY
Mahay mitondra ny fahalemetsika Izy

Tena fianarana an’I JK ny FDK ary JK ihany no tena mpitarika @zany

Isa 58/1-16 : FDK tsy izy

Ø Ho fanoloran-tena ho an’ny Ray

Ao aorian’ny FDK no hanomboka ny ministera publiquen’I JK

(tsy hita ao anaty baiboly ny tantaram-piainan’I JK 12-30 taona ka noho izany tsy ilaina trandrahana
satria voninahitr’Aa ny manafin-javatra, ary koa omen’ny devoly hevitra betsaka izay mitrandraka ny
tsy voasoratra)

Tena manolo-tena JK eto @ FDK f ts natolotry ny ray aman-dreniny toy ilay t@mbola kely.

Manolo-tena = manao ny sitrapon’ny Ray

Ø Noho ny ady ara-panahy tsy maintsy atao (lehibe @ireo antony ireo):

Mar1/12-13, Lio4/1-2

Nalefa mihitsy JK hanafika ny seza fiandrianan’I satana, tany an’efitra, izany oe isika no mprovoquer
an’ilay asa , mi-attaque an’I satana

Nandritra ny fotoana FDK dia tsy nahita personne afa-tsy satana JK

Izay mifady hanianb koa fia ho oty izany, mifanena @ fandrika, fitaka, fanahy ratsy eny @ rivotra ….

Ny devoly ihany no manome fanjakana tsy mandalo hazofijaliana, izay tsy mandalo hazofijaliana dia
tsy avy @JK ny fahefana azony

Fomba fiasan’ny devoly : mandoka

Ny devoly dia mampirisika hiakatra ka mandoka izy @zany, ary rehefa tonga tena ambony dia
azerany avy eo.

Ao anatin’ny FDK dia tsy maintsy eo ambany maso ny tenin’Aa

Tena ady no atrehina ao @ FDK:

Miditra @ refy vaovao ara-panahy iatreahana ny fanafihana atao @ satana.

Tsy voatery ho vavaka lavabesatria reraka ny vatna rehefa maharitra ny FDK fa teny tsotra (ohatra oe
tariho hibebaka I rabe fa very) dia efa tonga ao am-pon’Aa.

Ao anatin’ny FDK dia manome fitaovana an’Aa izay enti-mandresy ny fahavalo dia ny satana sy
devoly, izao tontolo izao (ilay fanahy miasa eto), ny nofo (andevon’ota), ny ota

Ø Ho an’ny ministeran-ny (fanompoany)

Lio4/1: feno ny fanahy masina JK tao alohan’ny FDK

Lio 4/14: feno ny herin’ny fanahy masina JK tao aorian’ny FDK / ilay hery vaovao ahazoan’ni JK
manohy ny ministerany, Lio 4/18-19 sy ny manaraka + manova ny zavatra rehetra

Mahazo hery lehibe ny fanahy ary manova ny fomba fijery ny zavatra rehetra io hery io.

Lasa matanjaka be ny fanahy miatrika ny zava-miseho eo @fiaraha-monina
Lasa manana fahefana ara-panahy (autorité spirituelle) lehiba, afaka miresaka @ Aa, afaka
miditra eo anatrehany mivantana,
Lasa manana finoana lehibe mba angatahana zavatra lehibe @ Aa
Misy fahefana sy hery ara-panahy lehibe mba hankahalana ny ota, izao tontolo izao, ny nofo,
satana : ireo fahavalo



04/01/2013
0 Poster un commentaire

A découvrir aussi


Inscrivez-vous au blog

Soyez prévenu par email des prochaines mises à jour

Rejoignez les 8 autres membres