TOVO_HOLY_TOAVINA IRINA_TENDRY ANDRAINA_MIAMINA ARIELA TEFISOA

 TOVO_HOLY_TOAVINA IRINA_TENDRY ANDRAINA_MIAMINA ARIELA TEFISOA

Fandoroana ody gasy

Anisan'ny zavatra mbola iainan'ny malagasy ny fampiasana ody gasy, ohatra akaiky amin'izany ny zavatra izay hitanay teny amin'ny tanana izay misy anay eny "Ampitatafika".
Nahita ody gasy nilevina teo amin'ny tanimboly akaikin'ny lalana mankao an-trano izahay. Nodorana ilay izy fa izany no fanaovana ireny ody gasy ireny ato amin'ity video eto ambany ity no misy izany.

Anisan'ny mission ataon'ny Kristiana ny fitaomana olona ho an'i Kristy, ary ny fandrodanana ireny tsangam-bato-tsampy ireny.



04/01/2012
0 Poster un commentaire

A découvrir aussi


Inscrivez-vous au blog

Soyez prévenu par email des prochaines mises à jour

Rejoignez les 8 autres membres