STK ILANIVATO : IREO NY SAMPANA TANORA KRISTIANA ETO AMIN'NY FJKM ILANIVATO FA TONGA NIARAKA NANOME VONINAHITRA AN'ANDRIAMANITRA
MIVOAKA : Mivoaka ny fiangonana izahay
IO NY FIARA NITONDRA ANAY MIVADY KELY
Fanamasinana : Mila hamasinina ny tokan_trano kristiana fa izany no sitrak'i Jesoa Kristy
FANEKENA :
Eto anatrehan'Andriamanitra sy ny fiangonana omeko anao ity peratra ity ho marika fa izaho efa nampakatra anao ho vadiko, (izay ilay tena atao rehefa manome peratra ry zareo an)
FJKM ILANIVATO NO NATAO NY FANAMASINANA : Mariky ny fihetrena ny fandohalihana, Andriamanitra irery ihany no anohalihana, eo ampandraisana ny fanamasinana ny tokan-trano i Tovo RAMANANTSOA sy Holy RABEMANANTSOA