TOAVINA : Toavina a mba mitsiky mo rehef maka sary e!!!
Indreto izahay e :
Ireo daholo izahay e, mba maka sary kely aloha fa mba 26 juin ny andro e, mba hatao fahatsiharovana e.
Marina ange zany e, e
Miora sy Tendry : Miora a, mila mijery ny mpaka sary ange rehef maka sary e , za rery ve ranga no mitodika any, tssss, miora tena tssss
Mino : Aleo asiana gèste kely e!!!
Holy sy Tendry Andraina : 5 volana i Tendry @ sary io! manga tsara mihitsy kosa izany lanitra izany ry neny e, ny maso fotsiny no ampitsikiko eto,
Holy sy Tendry :
Aleo mihitsy aloha aloha aho mba haka sary tsara amin'izay rehefa lehibe aho misy dinihiko tsara e