TSY MISY TOA AZY : AMBARANAY ETO FA TSY MISY TOA An'i KRISTY NA ANY AN-DANITRA NA ETO AMBON'NY TANY. Indreto izahay zanak'Andrimanitra fa manao hira fiderana azy.
deraina ianao ry KRISTY MPANJAKA : MENDRIKA HO DERAINA SY ANKALAZAINA I JESOA KRISTY ANDRIAMANITRA MAHERY
TANTARA FOHY :
Fitoriana ny filazantsara amin'ny alalan 'ny tantara io