:
Ary mba aiza ny an'i Toavina be an'ILANIVATO e, rehefa lehibe hividian' i Dada kilalao ianao ry zandrykely a
sakafo ô : Mazoto homana ry zareo mifaly fa mety ao mandrakariva ao tompo e!!
Miora sy Toavina : 5 volana sy 20 andro eto i Toavina kely ;
Neny sy manoa ary koloina , mino : mba mahita ve ianao ao anatin'iny solomaso iny ry koloina a