FITORIANA AMIN'NY ALALAN'ny INTERNET

Ho fanonerako ireo ratsy efa vitako tamin'ny fahatanorako dia miezaka izaho hitory filazantsara amin'ny olona rehetra.Maro ireo fitaovana entina hitorina fa anisan'ny ampiasaiko ny Intérnet hitoriana ny filazantsara.

Avoakako eto ny anaran'ny olona izay manaiky an'i Kristy ho tompo sy mpamonjy amin'ny alalan'ny intérnet.Miditra any amin'ireo site misy tanora betsaka aho amin'ny alalan'ny chat dia eo izaho no mandresy lahatra azy fa misy fiainana mandrakizay efa nomanin'ny Tompo.Ny zavatra tsapa aloha dia tsy mety miresaka izany ny ankamaroan'ny ankizy fa manao resaka maloto.Izany indrindra no nahatonga ahy hanapa-kevitra fa betsaka ny asa mbola atao fa fitaovana mahery ataon'ny satana io hitaritana ny tanora hijangajanga raha tsy miambina.Ry TANORA izay mitonona ho KRISTIANA mijoro ka  mihazava fa tonga ny fahazavanao, betsaka ny asa mbola hefaina ary tsy maintsy mandray andraikitra isika aza manaiky hiditra ao anaty fitak'i satana fa reseo izy fa fahavalo efa resin'i Kristy.AMEN dia AMEN

bible online azo téléchargé-na: http://www.editionscle.com

Baiboly malagasy : http://www.baiboly.org/
Article ajouté le 2007-07-20 , consulté 55 foisCommentaires
Retour aux articles
Commentaires