Ny fahitana nomen'i Jehovah an'i Tovo
Nahazo tenin'i Jehovah izaho tamin'ny alahady faha 15 jolay 2007 teo izay mikasika ny tantaran'i Gideona, nentiko teo amin'ny STK izany .Izao no tenin'ny Tompo raha fintinina:Tsy maintsy misy ny sivana eo amin'ny vahoakany , ary avy amin'ireo olona voafidy ireo no hiterizan'Andriamintra ny Sampana , toy izao ny Critère nomeny:(Mpitsara 7: iray manontolo)
tsy mahazo mangovitra na matahotra ary tsy maintsy vonona mandrakariva hiatrika ady, izay mangovitra sy matahotra dia mijanona rehefa misy tafika masina atao,Fantatro fa tsy maintsy hisy ireo olona hiemotra nefa izay mahafaly ny tompo no ataoko fa tsy olona satria izay no hahafahana mandroso bebe kokoa sy hitehirizana ny sampana.
Efa nahazo teny koa izaho ny amin'ny hanavaozan' i Kristy ny STK ILANIVATO, tamin'ny alakamisy faha 12/07/2007 tao aminn'ny APOKALIPSY nanao hoe :"Indro fa havaoziko ny zavatra rehetra , ny osa, ny mpijangajanga, ny tsy mino dia hohelohina any amin'ny afo solifara" , tsy maintsy toriko amin'ny ankizy ireo sao adinina amiko raha tsy mitory izaho.
Izaho no nitondra fotoana omaly alahady 22 Juillet 2007 efa vitako ny mission , efa nambarako daholo izay tokony hambara, araka izay efa voalazako tery ambony.Eo ampiandrasana izay ho fahatanterahan'ny teny aho.Nahazo teny koa i zaho momba ny firenena tamin'ny nanao alim-bavaka tamin'ny zoma 20 juillet 2007tao amin'ny Isaia 29:13-14 (Hisy zava-mahagaga hataon'i Jehovah fa ity firenena ity manaja aza ami'ny molony fa ny fony lavatra an'i Jehovah)dia ho hita izay tohiny.Amen

Commentaires