Vao tamin'ny 5 ora sy 30 mn(07/10/10) dia efa taitra i toavina fa hoe andeha hianatra, rehef tonga ny ampitso izany hoe ny 08/10/10 dia hoy izy hoe : dada mbola mazoto hianatra aho. Mahafinaritra ry zandry tohizo ny fahazotoana fa tsara, mianara tsara fa hafa ihany ny mianatra e. Hita ato anaty vidéo ato ny momba izany.
Commentaires