zandrykely no pseudo entiko eto satria io no fiantsoana ahy teo @nay cousins.
Faly miarahaba antsika rehetra amin'izao fotoana izao, afaka mijery sary isika eto, sady afaka mifanoratra ihany koa, no mifandefa vaovao.

Efa vita ny fakirakirana ity blog ity, misy ireo lahatsoratra maro isan-karazany ato, misy ireo sary marobe ato dia afaka jerena sy vakiana. Azonao atao ny mifanoratra amiko ato dia efa voaraiko e.zay
Indro apetrako eto daholo ireo site mety hahasoa antsika rehetra, raha hamaky baiboly enao dia: http://www.baiboly.org
Raha hijery ny blog ny S.T.K ILANIVATO FJKM enao dia midira ato :http://stkilanivato.madanight.com
Raha te hiresaka amin'ny olona marobe ianao dia midira any amin'ny : http://www.chat-land.org
Raha hanao téléchargement ny bible dia eto miditra http://www.labibleonline.com
Raha handefa sms @ Zain dia :
http://www.mg.zain.com/fr/zain-extras/web2sms/index.html
Raha hihaino fanilo radio (évangélique) dia eto : http://www.faniloradio.com/listen.ram
Fitadiavana document momba ny finoana : http://www.info-sectes.org/index.htm
Fakana hevitra momba bg : http://madagascar.smetoolkit.org/madagascar/fr
lien @ site kristiana : http://jesusnotreseigneur.oldiblog.com/?page=liens
Eto @ ity misy ireo asan'Andriamanitra ataonay : http://tovonirina.blog4ever.com/blog/index-102487.html
Ity no mety hiafaran'ny fiainantsika olombelona : http://www.syti.net/index.php
fianarana : http://ziprof.free.fr/ na http://www.cours-comptabilite.com/article-1835420.html
Nanamarika ny taona 2008 ny fahafatesan'i Mama ga sy Neny izay nifanao indray andro monja ny fahafatesany : midira article dia avy eo taona 2208 dia ho hitanao ao ny momba izany


15 avril 2008 neny no maty ary 16 avril 2008 no maty mama ga. Raha hijery ny sarin'i neny amin'ny diapo dia eto tsindrina .