TOVO_HOLY_TOAVINA IRINA_TENDRY ANDRAINA_MIAMINA ARIELA TEFISOA

 TOVO_HOLY_TOAVINA IRINA_TENDRY ANDRAINA_MIAMINA ARIELA TEFISOA
Faly miarahaba antsika rehetra izay mitsidika ity blog ity.

 


Natao ity blog ity mba hifaneraserantsika ary koa mba hitoriana ny filazantsara.

Misy lesona mahakasika ny finoana Kristiana ato izay hiarahana amin'ny FJKM ILANIVATO amin'ny alalan'ny fandaharana  Misia Mazava. (Tsindrio ny misia mazava raha hihaiona ny lesona).

Raha te hanana ireo lesona ireo isika dia afaka manantona ny FJKM ILANIVATO (lalana makany Anosipatrana raha avy any Andavamamba) maka ny fanampim-panazavana. Marihina fa misy Mp3, VCD sy DVD ireo lesona ireo.

Misy zavatra hafa ihany koa ny ato ankoatra ireo voalaza ireo fa santionina fotsiny ireo voalaza ireo

Eto no misy ireo olona mitady hifehy ity tany ity : maitre du monde

 

Mialoha ny tena fitsidihanao ity blog ity dia indro misy fanomezana tena tsara sady sarobidy atolotra anao ao anatin'ity video eto ambany eto ity: